Vol 2. HO IRAKA (Ny Antsa Fitiavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Refétence :
« Hitory ny anaranao amin’ny rahalahiko Aho; Eo amin’ny fiangonana no hiderako Anao » (Heb 10:39 - Hebreo 2:12)
--------------------------------------------------------------------
1. fysiyblb Mahagaga, maharavo raha ny fitiavanao
Tompo Tsara, manan-jara aho manana Anao
Fifaliana, fitahiana no mbola narotsakao
Ka tratr’izao taom-pihobiana izao
2. Raha ny asa tamin’ny lasa no itodihana indray
Dia nalemy, tsy sahaza izahay
Nefa izany sento ihany, fa nomenao ny herinao
Tanteraka avokoa izay natao
KA HIHIRA AHO, ENY HIHOBY NY ANARANAO
NY eiyoey DERA SY NY HAJA KOA, DIA MENDRIKA HO ANAO
ETO KOA NO HANAVAOZAKO, FANOLORANTENA VAOVAO
TSY HIALA AMINAO TOMPON’IZAO REHETRA IZAO.
3. Nefa mbola tononkira.serasera.org maro koa ireo tsy manaiky Anao
Fa minia tsy mahalala tsotr’izao
Vonona aho ho irakao, na ho mafy aza ho sahy
Tsy hihemotra hamonjy ny fanahy
KA HIHIRA AHO, ENY HIHOBY NY ANARANAO
NY DERA SY NY HAJA KOA, DIA MENDRIKA HO ANAO

Tonony ybzot sy Feony : RAKOTONANAHARY Fanomezantsoa Haritiana
(NOVEMBRE 2003)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny Antsa FitiavanaVisites : 3264
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : malilatiana
Date : 02/04/2009 11:26