nofy (nono sy pat) (Nono)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
pat : rahoviana indray
izaho sy ianao
nono :
rahoviana no tianao
pat :
ny safidinao
no tiako atao
nono :
ho aiza,
ho aiza anefa
pat :
mangatsiaka aho ety
nono :
mamolivoly irery
pat :
manantona ahy
avia
nono :
avia
miandry anao foana aho
nono :
nefa tonga ny alina
nefa tonga ny andro
nefa tsy mbola ahy ianao
non sy pat :
mangatsiaka aho ety
mamolivoly irery
manantona ahy
avia
avia
miandry anao foana aho (3)
--------
Lien: