miaka midina (Nono)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miaka-midina ny fiainana
Mihilangilana miodina
Nefa toa
Tsy mbola taitra foana ianao
Fa maty omaly ilay vendrana
Ilay adala tao an-tanàna
Nefa toa tsy misy dikany
Ho anao
Fa mora dia mora ny mialangalana
Tsy sarotra akory ny manafina
Andraikitr’iza ary izany
Hoy ianao
Solafaka ilay tovovavy
Afa-baraka ny tononkira.serasera.org mpianakavy
Nefa toa tsy mbola taitra foana bpxgwoe ianao
Mangalatra vtlltag ny sasantsasany
Io no ataony lahasany
Nefa toa
Tsy misy lfyhe dikany ho anao
Fa mora dia mora ny mialangalana
Tsy sarotra akory ny manafina
Andraikitr’iza ary izany
Hoy ianao
Mihilangilana miodina
Nefa toa
Tsy mbola taitra foana ianao
Fa maty omaly ilay vendrana
Ilay adala tao an-tanàna
Nefa toa tsy misy dikany
Ho anao
Fa mora dia mora ny mialangalana
Tsy sarotra akory ny manafina
Andraikitr’iza ary izany
Hoy ianao
Solafaka ilay tovovavy
Afa-baraka ny tononkira.serasera.org mpianakavy
Nefa toa tsy mbola taitra foana bpxgwoe ianao
Mangalatra vtlltag ny sasantsasany
Io no ataony lahasany
Nefa toa
Tsy misy lfyhe dikany ho anao
Fa mora dia mora ny mialangalana
Tsy sarotra akory ny manafina
Andraikitr’iza ary izany
Hoy ianao
--------
Lien:
