Mombà anay (NOMIA (NOrmaliens MItory An-kira))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesosy Tompo tsara ô
Miantso Anao 'zahay
Miangavy mitalaho
Ô mba momba anay
Fa tsy mahavita tena
Raha mandeha irery
Fa mila Anao Jesosy
'Lay Tompo manan-kery

Mandalo sedra maro
Ra(ha) mbola ety 'zahay
Be ireo fahavalo
Mikendry handavo anay
Maro ireo fakam-panahy
Iainanay ety
Nefa tsy mba pbtax mampanahy
Ny ao Aminao Kristy

Ka mba tariho hatrany
Jeso ny dianay
Dia aza mba manary
Na mahafoy anay
Fa eo akaikinao
Miadana ny scuvou wtlkydb fanahy
Jesosy Tompo tsara ô
Ô tononkira.serasera.org mba mombà anay

T/F: Sedra

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : NOMIA (NOrmaliens MItory An-kira)
Visites : 104
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Prosper01
Date : 19/05/2026 10:19
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0313