Mombà anay (NOMIA (NOrmaliens MItory An-kira))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesosy Tompo tsara ô
Miantso Anao 'zahay
Miangavy mitalaho
Ô mba momba anay
Fa tsy mahavita tena
Raha gvgch mandeha irery
Fa mila Anao Jesosy
'Lay Tompo manan-kery
Mandalo sedra maro
Ra(ha) mbola ety 'zahay
Be ireo fahavalo
Mikendry handavo anay
Maro ireo fakam-panahy
Iainanay ety
Nefa tsy mba mampanahy
Ny ao Aminao Kristy
Ka mba tariho hatrany
Jeso ny dianay
Dia aza rcarsa mba tononkira.serasera.org manary
Na mahafoy anay
Fa eo akaikinao
Miadana ny fanahy
Jesosy Tompo yftsx tsara ô
Ô mba mombà anay
T/F: Sedra
Miantso Anao 'zahay
Miangavy mitalaho
Ô mba momba anay
Fa tsy mahavita tena
Raha gvgch mandeha irery
Fa mila Anao Jesosy
'Lay Tompo manan-kery
Mandalo sedra maro
Ra(ha) mbola ety 'zahay
Be ireo fahavalo
Mikendry handavo anay
Maro ireo fakam-panahy
Iainanay ety
Nefa tsy mba mampanahy
Ny ao Aminao Kristy
Ka mba tariho hatrany
Jeso ny dianay
Dia aza rcarsa mba tononkira.serasera.org manary
Na mahafoy anay
Fa eo akaikinao
Miadana ny fanahy
Jesosy Tompo yftsx tsara ô
Ô mba mombà anay
T/F: Sedra
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : NOMIA (NOrmaliens MItory An-kira)Hits : 189
Likes : 1 Like
Created by : Prosper01
Date : 19/05/2026 10:19
