Miovà (NOMIA (NOrmaliens MItory An-kira))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mahite raha tsara ame  tany ety Da varimbaria hadignonao Jesosy Tsy fantanao fa fitaky e aby  avao
Izao  tontolo izao  mba  mandiniha avao

Ka ninao somasoma gne  vavake Aban’I  raha  tsy hanignenanao ô Matetitetik’enao gne  tapaky e Mizaka avao aho  spymqc anao mba tononkira.serasera.org  miovà

Mba  mivavaha avao sa rô namako ô
Tsy anegnenanao ame  farany (fa  npzje fandalovana) Fa  fandalova avao rô gne  tany ety (ky)
Enao tsy zgcnoup hotran’e farany

Mahite raha tsara ame  tany ety Da varimbaria hadignonao Jesosy Tsy fantanao fa fitaky e aby  avao
Izao  tontolo izao  mba  mandiniha avao

Kaninao fihira avao gne  vavake Ndre da  tanora tsy anignenanao ô Matetitetik’enao tsy taràrà
Magnano hadalà hiala  ame  fivavaha

Mba  mivavaha avao sa endrin’I raha

Tsy anegnenanao ame  farany…


A/C : Patrick

--------
Lien:
Commentaires
Fenodera-Philberto ( 06/05/2025 11:25)
miovà
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0566