Miovà (NOMIA (NOrmaliens MItory An-kira))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mahite raha tsara ame  tany ety Da varimbaria hadignonao Jesosy Tsy fantanao fa fitaky e aby  avao
Izao  tontolo izao  mba  mandiniha avao

Ka ninao somasoma gne  vavake Aban’I  raha  tsy hanignenanao ô Matetitetik’enao gne  tapaky e Mizaka avao aho  anao mba  miovà

Mba  mivavaha avao sa rô namako ô
Tsy anegnenanao ame  farany (fa  fandalovana) Fa  fandalova avao rô gne  tany ety (ky)
Enao tsy hotran’e farany

Mahite raha tsara ame  tany ety Da varimbaria hadignonao Jesosy Tsy fantanao fa fitaky e aby  avao
Izao  tontolo izao  mba  mandiniha avao

Kaninao fihira avao gne  vavake Ndre da  tanora tsy anignenanao ô Matetitetik’enao tsy taràrà
Magnano hadalà hiala  ame  fivavaha

Mba  mivavaha avao sa endrin’I raha

Tsy anegnenanao ame  farany…


A/C : Patrick
--------
Link:
Comments
Fenodera-Philberto ( 06/05/2025 11:25)
miovà
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : NOMIA (NOrmaliens MItory An-kira)
Hits : 187
Likes : 0 Like
Created by : Fenodera-Philberto
Date : 06/05/2025 11:25
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2403