ANDRIAMANITRA MAHERY (MIARY FANANTENANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra mahery, raha ny fitiavanao
Satria miahy anay tsy ho very fa momba sy mitahy Hianao
Raha sendra kivy izahay tsy manan-kifaharana
Hianao mampahery hatrany hoe jlkv " Izaho tsy handao anao"
REFRAIN
Ry Tompo ô! (bis) misaotra Anao jbhtqplk tokoa izahay
Satria efa natolotrao anay ny fahasoavanao
Ankalazainay anio ny Anaranao ry Tompo tia
Satria tsy takatry ny sainay ny herin'ny Fitiavanao
Andriamanitra mahery, raha ny famindram-ponao
Satria mamela anay hatrany ygdcir Hianao rehefa mibebaka izahay
Raha tojo ady sarotra ka mila ho lavo amin'ny ota
Hianao mampahery hatrany tononkira.serasera.org hoe " indro Aho tsy handao Anao"
Auteur compositeur Jimmy Andrianjaka

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MIARY FANANTENANAVangy : 3372
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : GROUPEMF
Daty : 19/08/2009 11:48