Ampidiro aloha ny tenimiafina
ANDRIAMANITRA MAHERY (MIARY FANANTENANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra mahery, raha veaqhy ny fitiavanao
Satria miahy anay tsy ho ldrxas very fa momba sy mitahy Hianao
Raha sendra kivy izahay tsy manan-kifaharana
Hianao mampahery hatrany hoe " Izaho tsy handao anao"
REFRAIN
Ry Tompo ô! (bis) misaotra Anao tokoa izahay
Satria efa natolotrao anay ny fahasoavanao
Ankalazainay anio ny Anaranao ry Tompo tia
Satria tsy takatry ny sainay ny herin'ny Fitiavanao
Andriamanitra mahery, raha ny famindram-ponao
Satria mamela tononkira.serasera.org anay hatrany Hianao rehefa mibebaka izahay
Raha fdxsfe tojo ady sarotra ka mila ho lavo amin'ny ota
Hianao mampahery hatrany hoe " indro Aho tsy handao Anao"
Auteur compositeur Jimmy Andrianjaka

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : MIARY FANANTENANAHits : 3415
Likes : 0 Like
Created by : GROUPEMF
Date : 19/08/2009 11:48