Mba hitodio (Manafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izaho Jesoa, mba hamindrao fo
Toy ilay jiolahy izay niara niombo taminao teo kalvary
Mba hitodio, Jesosy tononkira.serasera.org zembg o! hiantrao
Ka dia vahao fa voasaringotry ny ota maro be
Hiantrao Jesoa
Tsy hiala eto intsony aho Tompo fa hiandry
Sombim-pitiavana tsy maintsy ho azoko
Avy aminao Jesosy o!
Fa tsy Ianao mihintsy no hanifika ahy
Ity tanako mba te hamikitra aminao Jesosy o!
Tsy hamelako Ianao anio
Mba hitodio, Jesosy o! hiantrao

Ny ranao raraka iny Jesosy o!
Dia hinoko fa mba misy sombiny anjara hakasika ahy
Fantatro fa, fa tsy mbola niova
Ilay fitiavanao ka ho kvupvdd sahiko ny hidongy eo an-tongotrao

Mba hitodio, aljh Jesosy o! hiantrao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : ManafiHits : 1981
Likes : 0 Like
Created by : havoberesaka
Date : 09/12/2017 11:26