SORATY ANY (Mamy Robinson)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
SORATY ANY
1-Tompo ianao efa nanaiky hisolo ny heloko
Tsy nanafenako ny ratra sy ny feriko

2-Ianao no nanakinako ny enta-mavesatro
Ianao ry Tiompo no ampinga sady heriko


   Soraty any (2)
  Soraty ho isan’ny mponina an-danitra any
Soraty amin’ilay Rà izay nalatsakao
Soraty ao amin’ny bokin’ny fiainana

3-Ianao lay eo ankavanan’Andriamanitra
Ianao lay afaka mandidy sy manapaka

Soraty any (2)
  Soraty ho isan’ny mponina an-danitra any
Soraty amin’ilay Rà izay nalatsakao
Soraty ao amin’ny bokin’ny fiainana


_ Mamy ROBINSON_ (2001)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Mamy Robinson
Visites : 800
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mattox
Date : 31/10/2019 18:31
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0719