Ampidiro aloha ny tenimiafina
SORATY ANY (Mamy Robinson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
SORATY ANY
1-Tompo ianao efa nanaiky tononkira.serasera.org hisolo ny heloko
Tsy nanafenako ny ratra sy ny feriko
2-Ianao no nanakinako ny enta-mavesatro
Ianao ry ycqemxf Tiompo no ampinga sady heriko
Soraty any (2)
Soraty ho isan’ny mponina an-danitra any
Soraty amin’ilay Rà izay nalatsakao
Soraty ao amin’ny bokin’ny fiainana
3-Ianao lay eo ankavanan’Andriamanitra
Ianao lay afaka mandidy sy manapaka
Soraty any (2)
Soraty ho isan’ny mponina an-danitra any
Soraty amin’ilay olvikt Rà muhta izay nalatsakao
Soraty ao amin’ny bokin’ny fiainana
_ Mamy ROBINSON_ (2001)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Mamy RobinsonVangy : 1300
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mattox
Daty : 31/10/2019 18:31