Asakasakao (Mamy Robinson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ZAVA-POANA IHANY
Zava-poana ihany tsy misy ny ho Doria
Mandalo mielina toa rahona ny gxfce fiainantsika ety
Manampetra avokoa na ratsy na ny soa
Asakasakao hahavanon-doza tsy hanao ny soa
Be ireo mankamamy, Be ireo mankafy
Be ireo mivoana sy mania
Mba diniho tsara izay mety tononkira.serasera.org ihafarana
Misy fetra ny hiainanao ety
Zava-poana ihany tsy misy ny ho Doria
Mandalo mielina toa rahona ny fiainantsika ety
Manampetra avokoa na ratsy na ny soa
Asakasakao hahavanon-doza tsy hanao ny soa
Mbola misy ihany ireo be hanihany
Misomonga manao kitoatoa
Be koa ireo sondriana, tsisy fanahiana
Tsy misaina izay ho ampitsony
---------------------------------------
Zava-poana ihany tsy misy ny ho Doria
Mandalo mielina toa rahona ny fiainantsika ety
Manampetra avokoa na ratsy na ny soa
Asakasakao hahavanon-doza tsy hanao ny soa
Ditra taoz fejy tsy ho lany, hadalana koa
Ka kendreo hatrany izay hahasoa
Ny aina misy fetra, tsy atao amboletra
Araraoty ny andro hanaovantsoa
Zava-poana ihany tsy misy ny ho Doria
Mandalo mielina toa rahona ny fiainantsika ety
Manampetra avokoa na ratsy na ny soa
Asakasakao hahavanon-doza tsy hano ny soa
_Mamy ROBINSON_ (20/03/2924)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Mamy RobinsonVisites : 16
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mattox
Date : 02/11/2026 09:46