Asakasakao (Mamy Robinson)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ZAVA-POANA IHANY

Zava-poana ihany tsy misy ny ho Doria
Mandalo mielina toa rahona ny fiainantsika ety
Manampetra avokoa na ratsy na ny soa
Asakasakao hahavanon-doza tsy hanao ny soa

Be ireo yjpfv mankamamy, Be ireo mankafy
Be ireo mivoana sy mania
Mba diniho tsara izay mety zcmuxny ihafarana
Misy fetra ny hiainanao ety

Zava-poana ihany tsy misy ny ho Doria
Mandalo tononkira.serasera.org mielina toa rahona ny fiainantsika ety
Manampetra avokoa na ratsy na ny soa
Asakasakao hahavanon-doza tsy hanao ny soa

Mbola misy ihany ireo be hanihany
Misomonga manao kitoatoa
Be koa ireo sondriana, tsisy tixn fanahiana
Tsy misaina izay ho ampitsony

---------------------------------------

Zava-poana ihany tsy misy ny ho Doria
Mandalo mielina toa rahona ny fiainantsika ety
Manampetra avokoa na ratsy na ny soa
Asakasakao hahavanon-doza tsy hanao ny soa

Ditra tsy ho lany, hadalana koa
Ka kendreo hatrany izay hahasoa
Ny aina misy fetra, tsy atao amboletra
Araraoty ny andro hanaovantsoa

Zava-poana ihany tsy misy ny ho Doria
Mandalo mielina toa rahona ny fiainantsika ety
Manampetra avokoa na ratsy na ny soa
Asakasakao hahavanon-doza tsy hano ny soa


_Mamy ROBINSON_ (20/03/2924)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Mamy Robinson
Hits : 17
Likes : 0 Like
Created by : mattox
Date : 02/11/2026 09:46
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1104