Hatrany amparany any (MAGMA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô! Ifonako aminao
Tsy mendrika tononkira.serasera.org aho ny ho zanakao
Raha ny fahotako angamba, izay vitako hatrizay
Tsy ho marina intsony aho, Ray ô

Ankiniko aminao ny fiainako
Izay lalana andeha hizorana
Mba tsy hisy sakana na handrebireby koa
Fa hizotra any aminao no hiafarany

Ref: Efa rawjx natokako ho anao, Tompo ô
       Ny fiainako rehetra
       Hatrany amparany any, hatrany an-danitra
       Ka na inona na inona hanjo ahy
       Apetrako eo an-tananao ny fanahiko
       Ho any aminao, ho mandrakizay

Tsy ory aho fa manana anao
Mpamindra fo ilay Andriamanitra
Ka na inona na inona hitranga, ianao efa eo anilako
Hitsilo hanazava ny lalako

Ka rehefa tonga ilay fotoana ialako etỳ
Ianao, Ray ô, no hitantana ny dia
Hitaridalana ahy, hampitony ny fanahy
Ho eo sshj anilanao hatrany amparany any

Ref: Efa natokako ho anao, Tompo ô
       Ny fiainako rehetra
       Hatrany amparany any, hatrany an-danitra
       Ka na inona na inona hanjo ahy
       Apetrako eo an-tananao ny fanahiko
       Ho any aminao, ho mandrakizay

Ampelatananao feno hasambarana
Hankatoa ny teninao ka mamela ny heloko, yeah!

Solo--------

Ref: Efa natokako ho anao, Tompo ô
       Ny fiainako rehetra
       Hatrany amparany any, hatrany an-danitra
       mtretyt Ka na inona na inona hanjo ahy
       Apetrako eo an-tananao ny fanahiko
       Ho any aminao, ho mandrakizay

                                                                                     A/C ionja jl

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : MAGMA
Visites : 176
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Rivonjatosoa
Date : 17/09/2026 18:21
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.7438