Anatra ihany (MAGMA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Maizinkitroka ny lalan-kaleha
Feno zavona ny arabe
Tsy hita intsony izay lalan-kombana eeeh !
Raha sendra variana ianao
Amin’izao fiainana izao
Very anjara lany zara eo

Ref: Tsy miandry tononkira.serasera.org anao ny fiainana an-tany
       Saino dieny izao izay hiafarana
       Sao ho neninao any jztem aoriana any
      
Manaova ny mendrika hatrany
Raha te mba ho lavorary
Izay rehetra atao hanjary avokoa
Anatra ihany ny ahy
Olombelona manam-panahy
Anjaranao no misafidy

Ref: Tsy miandry anao hoxmb ny fiainana an-tany
       Saino dieny izao izay hiafarana
       Sao jsvmy ho neninao any aoriana any
solo ------

Potika (ny fiainanao)
Rava (ovay dieny izao)
Simba (anatra ihany ny ahy)
Potika (ny fiainanao)
Rava (ovay dieny izao)
Simba (anatra ihany ny ahy)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : MAGMA
Visites : 12
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Rivonjatosoa
Date : 17/09/2026 15:47
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.029