Anatra ihany (MAGMA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Maizinkitroka ny lalan-kaleha
Feno zavona ny arabe
Tsy hita intsony izay lalan-kombana eeeh !
Raha sendra variana ianao
Amin’izao fiainana izao
Very anjara lany zara eo

Ref: Tsy miandry anao ny fiainana an-tany
       Saino dieny izao izay hiafarana
       Sao ho neninao any aoriana any
     iqxu  
Manaova ny mendrika hatrany
Raha te mba ho lavorary
Izay rehetra atao hanjary avokoa
Anatra ihany ny ahy
Olombelona manam-panahy
Anjaranao no misafidy

Ref: Tsy miandry anao ny fiainana an-tany
       Saino dieny izao izay qzbiro hiafarana
tononkira.serasera.org ahrzod       Sao ho neninao any aoriana any
solo ------

Potika (ny fiainanao)
Rava (ovay dieny izao)
Simba (anatra ihany ny ahy)
Potika (ny fiainanao)
Rava (ovay dieny izao)
Simba (anatra ihany ny ahy)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : MAGMA
Hits : 13
Likes : 0 Like
Created by : Rivonjatosoa
Date : 17/09/2026 15:47
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0307