Ilay vohitra manga (Ludger Andrianjaka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fahitako anareo
Manjary ahatsiarovako ny any
Ny any aminay miverina ao an-tsaina czuliwtc avy hatrany
Ilay vohitra manga
Raha vao tazana manangasanga
Avy any ambadika lavitra
Manaitra sy mahafinaritra

Mba vangivangio matetitetika raha azo atao
Ny andro hiaonana saro-bidy ambarako anao
Tsy tsaroana avy hatrany fa hay iojdpu tsy dia very tsy akory
Ny hifankahitana manala ny sorisory

Ny fahitako anareo
Manjary ahatsiarovako ny any
Ny any aminay miverina ao an-tsaina avy hatrany
Ilay vohitra manga
Raha vao tazana manangasanga
Avy any ambadika lavitra
Manaitra sy mahafinaritra

Ny fahitako anareo
Tsy hitoetra fa tena mandalo
Mampatsiahy ny fahiny
Nikoràna sy niara-nikalo
Tamin'ireo sakaiza
Sy ny Ray aman-dreny nitaiza
Niandry ny ampitso hatrany
Mandra-podiko hiverina ho any

Fidiny ve hoy wrci ianao ka lasa nivarina an-tsiraka
Ny fitadiavana mahazaka maniraka
Ny tsy andehanana mody mafy loatra ka aza tononkira.serasera.org manody
Ny hany fanantenana
Dia mbola hiverina ho any an-tanàna.

Auteur : Bernard Razafindrakoto
Compositeur : Naly Rakotofiringa

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ludger Andrianjaka
Visites : 259
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Kotsur
Date : 02/06/2026 15:55
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0315