Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ilay vohitra manga (Ludger Andrianjaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fahitako anareo
Manjary ahatsiarovako pnqugdm ny any
Ny any aminay miverina ao an-tsaina avy hatrany
Ilay vohitra manga
Raha vao tazana manangasanga
Avy any ambadika lavitra
Manaitra ompf sy mahafinaritra
Mba vangivangio matetitetika raha azo atao
Ny andro hiaonana saro-bidy ambarako anao
Tsy tsaroana avy hatrany fa hay tsy dia very tsy akory
Ny hifankahitana manala ny sorisory
Ny fahitako anareo
Manjary ahatsiarovako ny any
Ny any aminay miverina ao an-tsaina avy hatrany
Ilay vohitra manga
Raha vao tazana manangasanga
Avy any ambadika lavitra
Manaitra sy mahafinaritra
Ny tononkira.serasera.org fahitako anareo
Tsy hitoetra fa tena mandalo
Mampatsiahy ny fahiny
Nikoràna sy niara-nikalo
Tamin'ireo sakaiza
Sy ny Ray aman-dreny nitaiza
Niandry ny ampitso hatrany
Mandra-podiko hiverina ho any
Fidiny ve hoy ianao ka pwyut lasa nivarina an-tsiraka
Ny fitadiavana mahazaka maniraka
Ny tsy andehanana mody mafy loatra ka aza manody
Ny hany fanantenana
Dia mbola hiverina ho any an-tanàna.
Auteur : Bernard Razafindrakoto
Compositeur : Naly Rakotofiringa

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ludger AndrianjakaHits : 148
Likes : 0 Like
Created by : Kotsur
Date : 02/06/2026 15:55