Zon'ny ankizy (Lova Mamisoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa fahare matetika efa hatrin'ny ela
Fa ny ankizy no tena ho avin'ny firenena
Nefa mbola misy mampiasa azy ireny
Tsy mba manaja ny zon'ny velively
Dia misy tsy miasa saina tsy mivaky loha
Asa mihitsy angamba na mkfdz efa mivadika biby ny fo
Fa hatramin'ny ankizy kely dia darohana voavelively
Asa hatraiza ihany no ihafarany
Refrain:
Ka aoka re mba tsy ho ampiasaina ny ankizy
Fa izy ireny no ho avin'ny firenena
Raha misy ankizy manantona olgh mba mitaraina
Mila henoina izy ireny ampianarina fomba fiaina
Dia atoro azy izay rehetra mety ilainy amin'ny fiainana
Mba hahatonga azy ho kinga saina
Nareo ray aman-dreny raha toa mifaly
Fiainana izany tsy miala eto antany
Nefa aoka mba tsy ho eo imason'ny ankizy
Fa andàna mivoaka any ivelany mamaha crizy
Refrain :
Ka aoka re mba tsy pfdmhi ho ampiasaina ny ankizy
Fa izy ireny no ho avin'ny firenena
Ka aoka re mba tsy ho araraotina ny ankizy
Fa tononkira.serasera.org tolory fitia sy omeo tambitamby
(Solo)
Refrain
AC : Lova Mamisoa
Accordéon : Yvon

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lova MamisoaVangy : 2930
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : gasy22
Daty : 08/04/2014 12:32