Zaza tonga taona (Lolo sy ny tariny)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsaroany toa mangina
Ny hefi-trano
Lasa ny vorona tina
Lasa nihita rano
Zanaka nizakany mangidy
Vavy tsy foiny tokoa
Nefa navela nifidy
Fa hitady ny soa
Ny tononkira.serasera.org sary sisa no manoloana
Saingy tsy miteny
Fa sary mando fa sary lena
Ranomason-dreny
Reny sendra zanaka
Tonga taona tampoka lhciqzvb
Any fihononany (naha lehibe)2
Ny zava-piainany sisa
No manodidina eto
Fahatsiarovana toa mila kisa
Tonga tsy mihato
Io any izy mitazana foana
Mihaino voro-mikalo
Masony no manganohano
Manontany mpandalo
Moa va tamana ny zanako izay?
Izaho idjmzo tsy mino
F’izy tsy mba nahafoy ychto hatrizay
Tonga hanadino
Reny sendra zanaka
Tonga taona tampoka
Zary nanenenany (naha lehibe)2
Ny hefi-trano
Lasa ny vorona tina
Lasa nihita rano
Zanaka nizakany mangidy
Vavy tsy foiny tokoa
Nefa navela nifidy
Fa hitady ny soa
Ny tononkira.serasera.org sary sisa no manoloana
Saingy tsy miteny
Fa sary mando fa sary lena
Ranomason-dreny
Reny sendra zanaka
Tonga taona tampoka lhciqzvb
Any fihononany (naha lehibe)2
Ny zava-piainany sisa
No manodidina eto
Fahatsiarovana toa mila kisa
Tonga tsy mihato
Io any izy mitazana foana
Mihaino voro-mikalo
Masony no manganohano
Manontany mpandalo
Moa va tamana ny zanako izay?
Izaho idjmzo tsy mino
F’izy tsy mba nahafoy ychto hatrizay
Tonga hanadino
Reny sendra zanaka
Tonga taona tampoka
Zary nanenenany (naha lehibe)2
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Lolo sy ny tarinyVisites : 4131
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 14/03/2002 17:57
