Ampidiro aloha ny tenimiafina
Izy mandrakizay (Les Adeline)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
wqftj IZY MANDRAKIZAY
Omeko anao izao hirako izao
Hira iray tsy mba mety mankalao
Ataoko mety hamalifaly anao, rcjh ho anao
Henoy foana dia ataovy eo akaikinao an!
Sarobidy foana no mihira azy io
Hankafiziko, fa io no ahy tokoa, tokoa
Tsy avelako ho potika fa io no ahy hatrany, hatrany
Ataonay foana izay hitiavanao azy e! e! e!
Miantso anao ho tononkira.serasera.org sambatsambatra aho
Hira fiderana no atolotro anao eto
Raiso re ka aza atositositosikao
Fa io no ahy mandrapaha-potika
Androany iano mety ho tonga saina @ izao
Jesoa deraiko aminao, Izy foana e! Izy foana an!
Ary ny talentako, hiderako indray ilay Tompoko
Izy qqdgxn no manampy ahy, Izy foana e! Izy foana an!
Ahy mandrakizay, Izy foana e! Izy foana an!
N’inona n’inona, Izy foana e! Izy foana e!
A/C: Sarobidy’ ny Finoana
LES ADELINE

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Les AdelineVisites : 3955
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Lejoba
Date : 18/02/2009 17:32