FALIFALY (Lehilahy FLMAK)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Falifaly, falifaly, faly ny tenako
Falifaly, falifaly, faly sy ravo ny fo
1-Tonga tety ’lay Mpamonjy soa
Ny msvkq anarany atao hoe: Jeso
Zaza iray av amin’ny Fanahy
Fa tsy mba natera-dehilahy
2- Indro etxdwixt ny Tompo Mpanjakanao
Avy koa mba ho cuva sakaiza izao
Ndeha torio ary ankalazao
Maneran’izao tontolo izao
Falifaly, falifaly, faly sy ravo ny fo
1-Tonga tety ’lay Mpamonjy soa
Ny msvkq anarany atao hoe: Jeso
Zaza iray av amin’ny Fanahy
Fa tsy mba natera-dehilahy
2- Indro etxdwixt ny Tompo Mpanjakanao
Avy koa mba ho cuva sakaiza izao
Ndeha torio ary ankalazao
Maneran’izao tontolo izao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Lehilahy FLMAKVisites : 802
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Valova
Date : 26/01/2023 10:13
