Silaka fanahy (Joy K)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ref: Dia lay teny hoe tiako ianao
       Tsy vao izao no ilazako azy
       Ataoko an-kira ho tsapanao
       Dia lay teny hoe tiako ianao
  tononkira.serasera.org      Toa mahazatra nefa ho ahy
       Tena silaka fanahy

JoyK :
Raha hoe fitia
Na tambitamby
No tadiavinao
Dia mbola omeko anao
Raha tsy ampy ilay
Hoe mandrakizay
Dia ny ao am-poko indray
No ilaza ilay.......

ref: Dia lay teny hoe tiako ianao
       Tsy vao izao no ilazako azy
       Ataoko an-kira ho tsapanao
    stxtd    Dia lay teny hoe tiako ianao
       Toa axrncyv mahazatra nefa ho ahy
       Tena silaka fanahy

Nampoina:
Fa ny hatrizay
Tsy ho very maina
Ireo izay nambarako
Ianao no fototr’aina
Raha tsy ampy izay
Mbola ho ampiako indray
Hoe naleoko tsy hary
Raha ianao tsy ahy

ref: Dia lay teny hoe tiako ianao
       Tsy vao izao no ilazako azy
       Ataoko an-kira ho tsapanao
       Dia lay teny hoe tiako ianao
       Toa mahazatra nefa ho ahy
       Tena silaka fanahy

Fa raha mbola tianao heno indray izany
Any aoriana any
Ka mbola miaina aho
Averiko! aaaa

ref: Dia lay teny hoe tiako ianao
       Tsy vao izao no ilazako azy
       Ataoko an-kira ho tsapanao
       Dia lay teny hoe tiako ianao
       Toa mahazatra nefa ho ahy
  gymlo      Tena silaka fanahy

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Joy K
Visites : 14422
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : poucie
Date : 09/02/2006 04:54
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0104