K'aza arianao (Joy K)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsotra tsy mba sarotra
’Lay fiafaran’ilay fitiavana,
Tsy dvnaefaq tahotra tsy mba misy henatra,
Fa avy hatrany dia sahy.

Ôoôoôh!!
Rava avokoa 'zay rehetra teo aloha
Soloina vaovao mba hiadanan’ny fo,
Omena tsiny izay rehetra vita taloha
Ka nofarananao,
Fitia tsisy tanjona hatram'izao

Réf:
K’aza arianao ireo vitantsika hatrizay
Aleo hijanona ho anao sy ho vqfnfney ahy
Fa tantara tsy azo fafana
Ho tsaroana foana raha mifanena. (x2)
...
Ravaina avokoa 'zay rehetra teo eljpzubx aloha
Soloina vaovao mba hiadanan’ny fo,
Omena tsiny izay rehetra vita taloha
Ka nofarananao,
Fitia tsisy tanjona hatramizao.

Ref: ... (x2)
...
Ref:
K’aza arianao ireo vitantsika hatrizay
Aleo hijanona ho anao sy ho ahy
Fa tantara tsy azo fafana
Ho tsaroana foana raha mifanena.

K’aza arianao ireo vita hatrizay
Aleo hijanona ho anao sy ho ahy
Fa tantara tsy azo tononkira.serasera.org fafana
Ho tsaroana foana raha mifanena.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Joy K
Visites : 1618
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : christophe17
Date : 24/11/2021 21:13
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0312