Mbola hiverina (Johan blouts)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza ovaina ny capod
Fa eo mihitsy lesy lay tena itiavako an'azy e!
Mampatsiahy anah lay kiala ratsiko iny rehefa mody masoandro iny (×2)

Fa ohatr'izao 'zay , toa tsy lany tambitamby , tsy lany sangisangy
Dia mihirahira milay , dia izy amin'izany
Mifikitra an-tsandry!
Nefa izao izy ity , toa lavitra anah
Mba tena kôzy ry Jah , manembona an'azy ah oah a! oh wah!
Tena mba marina ah!

Tsy ho ela hono izy dia hiverina
Andro vitsy monja hono no ho taperina
Dia izaho aty dia efa tsindrin-daona
Dia izy nilaza fa hoe "izy koa"!
Amin'izay fotoana izay dia ho fenonay fitia
Na ny maraina , na ny hariva tena hoe miara-dia
Fa ny fianarana sy ny asa hono lesy tsy mamela mahazo oh!(×2)

Fa ohatr'izao 'zay , toa tsy lany tambitamby , tsy lany sangisangy
Dia mihirahira milay , dia izy amin'izany
Mifikitra an-tsandry!
Nefa izao izy ity , toa lavitra anah
Mba tena kôzy ry Jah , manembona an'azy ah oah a! oh wah!
Tena mba marina ah!

(Instrumental)

Aza ovaina ny capô
Fa eo mihitsy lesy lay tena itiavako an'azy e!
Mampatsiahy anah lay kiala ratsiko iny... rehefa mody masoandro iny !!
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Johan blouts
Visites : 791
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : JohanBlouts
Date : 15/07/2023 12:21
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0727