Nofy (Johan blouts)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Johan Blouts :
Dia nanonofy aho hoe manidina dia hiala amin'izao tontolo izao
Hifanaraka hifanankim-po raha izaho sy ianao!
Raha manaiky enao dia tantarao?
Fa ho fenoko fitsikina mihitsy ny fiainanao
Dia 'zah anao irery de enao anah irery
Raha 'tsika roa no miaraka , sanatria 'zah ho very
Tsy tsikaritrao 'lay 'zah mijery!
Ireny hakanto mahataraiky anah dia lasa mistery
F'io tsy an-tery , sanatria raha alaiko an-kery
Fitsikinao iny dia ampy ! ampy hanasitrana ny fery!
Fa zao... tsy tsikaritrao 'lay zah mijery
Ireny hakanto nahataraiky anah dia lasa mistery
...
Tsy hoe rano na ala no manainga azy ity
F'aleo hiakatra tsotra mihitsy oa ny inspi
Satria enao de mahadizina ahy
Ireny fitsikinao malala d'efa ampy io ankafizina fa... (×2)

Kahlah:
Eh nofyyy!! na bika , na tarehy
Nofyy!! Na fihetsika na fandeha e e eh!
Babonao ny tary e!ny voay sy ny boto nolalovanao oa toudé calé!
Lay toetra tsy mba miavona tô tsy aritro mihitsy!
Mapte hangataka fitiavana , zay ambiny raha misy
Nefa hay moa kay apis hendry be!
Lay gitara mapte hitendry be!
Eh nofy , zah lay mitapy aminao
Isan'andro mitsiriritra ny hitaps aminao
Maniry ny hi- s'adapte aminao , hiara hiaritra aminao , hiara hi-relax aminao!
Olon-tiko an'eritreritra no fiantsoko azy!
Toa diplaoma ilaiko nefa tsy mety azo!
Amboary tsy hay ambara fa sarotra rombahana
Mety efa an'olona iny fa 'lay nofy tsy hay tapahana!

Johan Blouts:
Raha clope enao marihuana
Amlay mitondra hazavana
Hitsiky ah everyday
Raha ekenao anie madama fa...
Anao raiky baby gyal iny...
Lay mitondra hazavana (×2)

Tsy hoe rano na ala no manainga azy ity
F'aleo hiakatra tsotra mihitsy oa ny inspi
Satria enao de mahadizina ahy
Ireny fitsikinao malala d'efa ampy io ankafizina fa... (×2)

Tairo Foana e ;)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Johan blouts
Vangy : 731
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : JohanBlouts
Daty : 15/07/2023 12:31
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0745