Nefa tsofiko rano (Johan blouts)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Gaga daholo ny kill a
Hoe zaho hono naninona a
Toa lasa niha skill
Tsy nahavoa tena
Raha mba fantatrao mantsy
Fa marary noho ny tsindron'antsy
Lay ianao tsy an_tanako
Marina mafy
  Zaho ve no adala
  Tsy mahalala tsy tiana
   Avelao lesy ny ankiziko
   Fa malalako iny
   Dia sahany mihitsy ve ny andao
   ahy
   Ketraka mihitsy aho lany fanahy
Isanandro aho mibona
Sady miandry fotoana
Mamono eritreritra
Hoe mba oviana foana
Manantena tsy misy anefa
Nefa zay no misy e
Tsy te hisaraka mihitsy
Nefa atao ahoana ?indrisy e!


REFRAIN :
  Nefa tsofiko rano
  Mba tsy ho faty an_drano
  Tsy mitomany aho akory
   Fa mba manganoano
   Ny alaheloko nandatsaka ahy
   Ataovy hoatriny tsy misy
   Mahita anao ilay faly anie
   Dia mizara tsiky

  Nefa tsofiko rano
  Mba tsy ho faty an_drano
  Tsy mitomany aho akory
   Fa mba manganoano
   Ny alaheloko nandatsaka ahy
   Ataovy hoatriny tsy misy
   Mahita anao ilay faly anie
   Dia mizara tsiky

Ny fotoana no mametra
Faniriako dia ny hitoetra
Anilanao hatrany
Mba fafao re ny tomany
Toy ny zaza tsy mahasara_dreny
ianao
Nilaozanao dia very aho
Aza avela hanirery aho
Fa ianao mba solon_dreny ho ahy
   Efa niezaka nandamina
   Nanao izay tokony atao
   Hampifoha indray ny lasa
   Mba hamalifaly anao
   Saingy ny fanapahan_kevitrao
   Nandà n'y fiarahana
   Nizara roa ankehitriny
   Nanjary toa sampanana

REFRAIN :
  Nefa tsofiko rano
  Mba tsy ho faty an_drano
  Tsy mitomany aho akory
   Fa mba manganoano
   Ny alaheloko nandatsaka ahy
   Ataovy hoatriny tsy misy
   Mahita anao ilay faly anie
   Dia mizara tsiky

  Nefa tsofiko rano
  Mba tsy ho faty an_drano
  Tsy mitomany aho akory
   Fa mba manganoano
   Ny alaheloko nandatsaka ahy
   Ataovy hoatriny tsy misy
   Mahita anao ilay faly anie
   Dia mizara tsiky
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Johan blouts
Vangy : 534
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : JohanBlouts
Daty : 17/03/2023 20:01
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5026