Afaro (Johan blouts)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zandry aaa,
avy vetivety anie ise,
afaro kely lesy nge hoe ny any an-tanana,
mahazo miresaka aminy zoky fa zah mbola mafampana,

telo volana izay, mety ho efa efa-bolana koa ooooo,
nifamaly taminy fandriana lesy izy kozio lesy bavy,
'lay sakakelintsika anie ka malahelo anazy, fa zao,

Satria raha hiray lalana izao sy ianao,
fantatro fa hohalan'ireo havanao,
raha misy vaovao tsara lesy dia mba lazao,
oaoaoaoooo

Tsy hoe lehilahy very hazon-damosina aho lesy ahy ry zandry,
tsy nandaitry tamintsika ilay hoe mitotoa koba hatavy,
mbola ren'ny ati-fanahiko fa tia ahy lesy i bavy,
oaoaoaoooo

F'ialahy ny zandriny a,
F'ialahy ny zandriny a,
Oroy ange ny andriny dia ahatsiaro ana izy,

Jereo ny ankanjony a,
Tsy omby ahy 'nge ny ankanjony a,
ilay anaovako rehefa sendra mangatsika

ialahy ny zandriny a,
ialahy ny zandriny a,
Oroy 'nge ny andriny dia mahatsiaro ana izy,

Jereo ny ankanjony a,
Tsy omby ahy 'nge ny ankanjony a,
ilay anaovako rehefa iny aho mangatsika

Satria raha hiray lalana izao sy ianao,
fantatro fa hohalan'ireo havanao,
raha misy vaovao tsara lesy dia mba lazao,
oaoaoaoooo

Tsy hoe lehilahy very hazon-damosina aho lesy ahy ry zandry,
tsy nandaitry tamintsika ilay hoe mitotoa koba hatavy,
mbola ren'ny ati-fanahiko fa tia ahy lesy i bavy,
oaoaoaoooo

Zandry aaaa...

[https://www.youtube.com/watch?v=3XlJxH7Vjes]
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Johan blouts
Vangy : 532
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : tsitokelyko
Daty : 11/03/2023 18:36
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0117