Mode voay activé (Johan blouts)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
'Zah zao sélibatera , fa rafotsy nisy naka tsy lera!
Misalasala zah hoe ndeha hanao môpera!
Mba mangataka torohevitra aho r'isé fa le Mode voay anie amin'izao dia mitady ho activé!

Anaty apis izao no mandakandàka
Dia izay voayelle no ataoko maratra
Tairo foana oa fa mandeha ny mandeha
Hainao ihany fa mbola kéré anie zao ny bandy e!

(Tofoka be hono izy fa mandrapihaona
Niaritra foana aho na fahavaratra , lohataona
Nefa tsy kobony mihitsy fa zah anie nikifa
Mba tsy hanenina amin'izany ianao ny ampitso
Zah tsy hiverina fa aza manahy
Misaotra anao nampiakatra ny aingam-panahy
Tandremo f'io fitiavana io ka mandoro mamay
Mandrapihaona dia veloma tsa manahy ) × 2

Instrumental.....

Ny hafatro farany e , lainga daholo zany
Fa ity mba misy lesona dia mba hainoy ihany
Hafatra mafonja fa tsy mba hanihany izany!
Zo-nao ny malahelo fa firo raha miseho may aminatany!

Tofoka be hono izy fa mandrapihaona
Niaritra foana aho na fahavaratra , lohataona
Nefa tsy kobony mihitsy fa zah anie nikifa
Mba tsy hanenina amin'izany ianao ny ampitso
Zah tsy hiverina fa aza manahy
Misaotra anao nampiakatra ny aingam-panahy
Tandremo f'io fitiavana io ka mandoro mamay
Mandrapihaona dia veloma tsa manahy

'Zah zao sélibatera , fa rafotsy nisy naka tsy lera!
Misalasala zah hoe ndeha hanao môpera!
Mba mangataka torohevitra aho r'isé fa le Mode voay anie amin'izao dia mitady ho activé!

Anaty apisy izao no mandakandàka
Dia izay voayelle no ataoko maratra
Tairo foana oa fa mandeha ny mandeha
Hainao ihany fa mbola kéré anie zao ny bandy e!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Johan blouts
Vangy : 7809
Mpankafy : 4 Ankafizo
Nampiditra : LurissAdr
Daty : 02/03/2023 06:29
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.069