3 minitra dia vonona (Johan blouts)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
COUPLET I :

Aza tabatabaina , aza gidrain'lah 'zah man a!man a!
Haiko elah mahay miady be , satria mpianatr'i Jackie Chan e ! Eia , oah!
Raha mbola milahoika dia hitsoaka be tsy vanina eo ah ! Eh ya ! oah ay!
Iray minitra aho dia tsy hita ohatry Ra-Super man e! eia!

Ny akizin'lah no te ho tara amin'ah , te ho tara amin'ah
Dia nerahako fa tsy quoi
Izy sipa manidina , ohatry ny angidina
Tsy haiko fa 'zay nisy teo dia tonga aho nankafizina a!
Dia ny saina aloha amboarina a!
Fa na dia sipan'lah izy
Izy mihitsy no efa kisoa gasin'Ambohimanarina ,yah man hey ya !!

REFRAIN (×2) :
Fa tsisy idirako , izy ary efa impiry nofirako ouh!
Elah hono telo minitra dia vonona e!
Ohatry ny paty , tsy mahala ny devoliny e!

COUPLET II :

Mandana aloha mikisaka any ianao vetivety ho'ah ry Dety
'Zay zao no hitako fa mety!
Fa ty ankizinao ty mapte higety!
Ny hafaranay ity angamba hifapipotsitra kanety
Zah tsy te hikorotana , fa aleoko tonga dia zorina ny lalana mody
Izaho tsy hifap-défi!
Fa mianara aloha mamasaka anle tongotr'omby!

Ny akizin'lah no te ho tara amin'ah , te ho tara amin'ah
Dia nerahako fa tsy quoi
Izy sipa manidina , ohatry ny angidina
Tsy haiko fa 'zay nisy teo dia tonga aho nankafizina a!
Dia ny saina aloha amboarina a!
Fa na dia sipan'lah izy
Izy mihitsy no efa kisoa gasin'Ambohimanarina ,yah man hey ya !!

REFRAIN (×2) :
Fa tsisy idirako , izy ary efa impiry nofirako ouh!
Elah hono telo minitra dia vonona e!
Ohatry ny paty , tsy mahala ny devoliny e!

Aza tabatabaina , aza gidrain'lah 'zah man a!man a!
Haiko elah mahay miady be , satria mpianatr'i Jackie Chan e ! Eia , oah!
Raha mbola milahoika dia hitsoaka be tsy vanina eo ah ! Eh ya ! oah ay!
Iray minitra aho dia tsy hita ohatry Ra-Super man e! eia!

[Nalaina tao aminy pejy offisialy Johan Blouts]
[https://www.youtube.com/watch?v=nnBmrJFf7Ps]
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Johan blouts
Vangy : 381
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tsitokelyko
Daty : 11/03/2023 18:55
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0759