Tsy anjara (JEANNOT)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zay rehetra natao
Na tamiko na rfpp taminao
Hivalon-ko tantara
Tsy mba maty ao am-po
Fa ny ranomasonao
Tsy hampody ny efa lasa
Tsy hiverina tononkira.serasera.org intsony, tsy mety intsony
Aleo mihitsy hafoy

Ref (x 2): Mafy taminao ny hoe hisaraka amiko
Efa fantatrao ny nahatonga izao
Ny fiainako rehetra tsisy miafina aminao
Hadinoy ny fitiavako

Zay hasolonao ahy
Tiavina ary hajao
Ny antsika anjara efa voarara
Mbola niniana natao

Fa ianao kosa, tsy hadinoko, hotsaroako
Any andro bzknp iray, mbola hisy foana
Hahatsiarovanao mangina ahy

Mafy zkxzoc taminao..

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : JEANNOT
Hits : 14619
Likes : 2 Like
Created by : bolosy
Date : 11/11/2008 13:17
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0432