Tsy anjara (JEANNOT)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zay rehetra natao
Na tamiko na taminao
Hivalon-ko tantara
Tsy mba maty ao am-po
Fa ny ranomasonao
Tsy hampody ny tononkira.serasera.org efa lasa
Tsy hiverina intsony, tsy mety intsony
Aleo mihitsy hafoy
Ref (x 2): Mafy taminao ny hoe hisaraka amiko
Efa fantatrao ny nahatonga izao
Ny fiainako rehetra tsisy miafina mzfgubia aminao
Hadinoy ny fitiavako
Zay awlunoos hasolonao ahy
Tiavina ary hajao
Ny antsika anjara efa voarara
Mbola niniana natao
Fa ianao kosa, inmzso tsy hadinoko, hotsaroako
Any andro iray, mbola hisy foana
Hahatsiarovanao mangina ahy
Mafy taminao..

--------
Link: