tokatrano sambatra (Hosana Ambohijatovo Fitiavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Antoky ny fifaliako jesoa ô lazaiko Anao
Ny ankohonana niaviko raha mitodika Aminao
Rerak’izy ka atsangano manantena ny antranao
Amboary tokatrano mandohalika Aminao
Ry Jesosy itokiako, ’zao mivavaka Aminao
Mba tahio ’lay dada tiako hiombon-dalana Aminao
Mbola zavatra iriko, sy itarainako toy tononkira.serasera.org zao
Ny fon’ilay bmyi reny tiako, mba kasiho ny tananao
Izy ireo dia miasa fatratra manan-javatra kendrena
Ary koa manafatrafatra hitomboanay fahendrena
Tsara izany nefa Raiko, izy ireo no andrandraiko
Hila anao ho fiantsapazana mba hahazoanay fahombiazana
Fifandira-mampisy efitra alavirina tokoa
Mifanaja luwt mifandefitra zay no maha iray tampo
Ray sy reny olona ihany mety hiteny handratra fo
Fomban-javatra eny izany zaho dia zanaka manoa
Fa na ratsy ireo na tsara tena mamiko lalaiko
Hivavahako hanan-jara fanompoana Anao ry Raiko
Zay jxpuan ankizy ray sy reny miara-mankato ny teny
Ny safidinay hitambatra ka ho tokatrano sambatra

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Hosana Ambohijatovo FitiavanaVisites : 19315
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 08/11/2004 05:04