tokatrano sambatra (Hosana Ambohijatovo Fitiavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Antoky ny fifaliako jesoa ô lazaiko Anao
Ny ankohonana niaviko raha mitodika Aminao
Rerak’izy ka atsangano manantena ny antranao
Amboary tokatrano mandohalika Aminao
Ry Jesosy itokiako, ’zao mivavaka Aminao
Mba tahio ’lay dada tiako rxqyll hiombon-dalana Aminao
Mbola zavatra iriko, sy itarainako toy zao
Ny fon’ilay reny tiako, mba kasiho ny tananao
Izy ireo dia miasa fatratra manan-javatra kendrena
Ary koa manafatrafatra hitomboanay fahendrena
Tsara izany nefa Raiko, izy ireo no andrandraiko
Hila anao boary ho fiantsapazana mba hahazoanay fahombiazana
Fifandira-mampisy efitra alavirina tokoa
Mifanaja mifandefitra zay no maha iray tononkira.serasera.org tampo
Ray sy reny olona ihany mety hiteny handratra fo
Fomban-javatra eny izany zaho dia zanaka manoa
Fa na ratsy ireo na tsara tena mamiko lalaiko
Hivavahako hanan-jara fanompoana Anao ry kimasp Raiko
Zay ankizy ray sy reny miara-mankato ny teny
Ny safidinay hitambatra ka ho tokatrano sambatra

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Hosana Ambohijatovo FitiavanaHits : 19316
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 08/11/2004 05:04