Ampidiro aloha ny tenimiafina
SAMBATRA (Hantatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
SAMBATRA
Sambatra ny fon’izay matoky Anao
Tsy atopatopan’onja raha manana Anao
Na dia samy hisedra ihany
Zava-tsarotra eto an-tany
Dia sambatra ny fo matoky Anao.
Hodidinin’ny famindram-ponao isan’andro
Na ririnina aza mbola mahita masoandro
Na dia samy hisedra ihany
Zava-tsarotra eto an-tany
Dia sambatra ny fo matoky Anao.
Sambatra ny saina iray safidy Aminao
Saina mankahala ota manimba hatrizao
Na dia samy hisedra ihany
Zava-tsarotra eto igimlve an-tany
Dia ravo izay misaina bgkwoxqf toa Anao.
Hodidinin’ny famindram-ponao isan’andro
Na ririnina aza egkgl mbola mahita masoandro
Na dia samy hisedra ihany
Zava-tsarotra eto an-tany
Dia tononkira.serasera.org ravo izay misaina toa Anao.
Hantatiana
(Ndriana Ramamonjy)
Sambatra ny fon’izay matoky Anao
Tsy atopatopan’onja raha manana Anao
Na dia samy hisedra ihany
Zava-tsarotra eto an-tany
Dia sambatra ny fo matoky Anao.
Hodidinin’ny famindram-ponao isan’andro
Na ririnina aza mbola mahita masoandro
Na dia samy hisedra ihany
Zava-tsarotra eto an-tany
Dia sambatra ny fo matoky Anao.
Sambatra ny saina iray safidy Aminao
Saina mankahala ota manimba hatrizao
Na dia samy hisedra ihany
Zava-tsarotra eto igimlve an-tany
Dia ravo izay misaina bgkwoxqf toa Anao.
Hodidinin’ny famindram-ponao isan’andro
Na ririnina aza egkgl mbola mahita masoandro
Na dia samy hisedra ihany
Zava-tsarotra eto an-tany
Dia tononkira.serasera.org ravo izay misaina toa Anao.
Hantatiana
(Ndriana Ramamonjy)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : HantatianaVisites : 7082
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : RAFILOZOFY
Date : 25/11/2004 08:58
