Ampidiro aloha ny tenimiafina
FETIM-PIANAKAVIANA (Hantatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na ny ppqyhexh ankizy na ny tanora, ny lehibe
Dia mety ahita fifaliam-be
Fa dia fetim-pianakaviana ny anio
Nefa kosa ho fety madio
Dia ilay fampakaram-bady tao Kanana
Ilay natrehan’i Jeso o!
Dia ilay gays fety tononkira.serasera.org nahitana fahagagana
Nampifaly ireo nasaina tao
Amin’izao androm-pifaliana izao
Ninoninona atao
Dia hiriko ppwjpx handray anjara ianao
Koa ’ndeha hilalao
Na nakizy na ...
Dia mety ahita fifaliam-be
Fa dia fetim-pianakaviana ny anio
Nefa kosa ho fety madio
Dia ilay fampakaram-bady tao Kanana
Ilay natrehan’i Jeso o!
Dia ilay gays fety tononkira.serasera.org nahitana fahagagana
Nampifaly ireo nasaina tao
Amin’izao androm-pifaliana izao
Ninoninona atao
Dia hiriko ppwjpx handray anjara ianao
Koa ’ndeha hilalao
Na nakizy na ...
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : HantatianaVisites : 4367
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Naly Randria
Date : 02/02/2004 20:36
