Ho malalanao (Handyh)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tiko ianao anilako eo
Hamihina ahy, hitantana ahy
Ka ho antsoiko hoe malalako, ilay silampanahy
Fa htrrak na tsy tena tia ary ianao, hiafiko ihany, hiafiko hatrany
Fa fotsiny hoe mba ho ahy irery ianao e, ho ana irery ihany

Bridge:
Fa tafalatsaka aminao, mila ilay fitiavanao
Efa tononkira.serasera.org ela ihany no nifankalalana, tsy aleo ve miaraka

Refrain:
Fa ny ho malalanao no mba tiko, ny eo anilanao no faniriko
Raha lavitra anao aho, dia toa mijalijaly, ny eo akaikinao ihany no mampifalifaly
Ny ho malalanao no mba tiko, ny eo anilanao no faniriko
Raha lavitra anao aho dia toa mijalijaly, mbola hafa ihany hoy aho ilay misy mampifaly

Ianao nefa tsy maika ny amin'izany
Toa tsy miasa saina, tsy miraharaha
Mpinamana mpinamana ihany, no asesinao ahy
Ka aleoko ihany mitia mangina, eo anilanao, f'izay cghwxl no azo atao
Raha ny vetsom-po jkexbmx sy fanirina e, dia ny hiaraka aminao

HANDYH

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Handyh
Visites : 951
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : lovamamisoa2
Date : 30/11/2022 07:01
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0491