Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ho malalanao (Handyh)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tiko ianao anilako eo
Hamihina ahy, hitantana ahy
Ka ho antsoiko hoe malalako, ilay silampanahy
Fa na tsy tena tia ary ianao, hiafiko ihany, hiafiko hatrany
Fa fotsiny hoe mba ho ahy irery ianao e, ho ana irery ihany
Bridge:
Fa tafalatsaka aminao, mila ilay fitiavanao
Efa ela ihany no nifankalalana, tsy aleo ve miaraka
Refrain:
Fa ny ho malalanao no mba tiko, ny eo anilanao no xkks faniriko
Raha lavitra anao aho, dia toa mijalijaly, ny eo akaikinao ihany no mampifalifaly
Ny ho malalanao no mba rzsfs tiko, ny eo anilanao no faniriko
Raha tononkira.serasera.org lavitra anao aho dia toa mijalijaly, mbola hafa ihany hoy aho ilay misy mampifaly
Ianao nefa tsy maika ny amin'izany
Toa tsy miasa saina, tsy miraharaha
Mpinamana mpinamana ihany, no asesinao ahy
Ka aleoko ihany mitia mangina, eo anilanao, f'izay no azo atao
Raha ny vetsom-po sy fanirina e, dia ny hiaraka aminao
HANDYH quan

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : HandyhHits : 949
Likes : 0 Like
Created by : lovamamisoa2
Date : 30/11/2022 07:01