Ny fiainana eto an-tany (Groupe Finoana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Ny fiainana uuzums eto an-tany
    Mandalo ady hatrany
    Koa mitandrema ihany
    Sao lavo ka tomany
    Ny tanjon’ilay ratsy
    Hahatonga anao ho faty
    Ho lavo tsy tafarina
    Tsy ho tonga an-danitra any

      Ref : Mba saino anie fa sao ho very ianao
              Voafetra anie fotoana hiainanao
              Koa dieny anie tapaho ny hevitrao
              Raiso Jesoa ilay Mpamonjy
       fcamxcot        F’Izy ilay maty ho anao

2- Renao ve ny antsoantsony
    Sa ve modinao tononkira.serasera.org tsy re
    Tsarovy fa Jesosy
    Dia miandry anao ilay jzwo zanany
    Avia re manantona
    Fa Izy mandondòna
    Tandremo tratra afara
    Ka tsy manana anjara

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Groupe Finoana
Visites : 431
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mharck
Date : 20/01/2026 08:09
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0302