SAFIDY TSARA (Groupe Evangélique NY MPAMPITRAKA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa naseho anao ny zava-drehetra
Ny Fiainana sy fahafatesana
Fitahiana sy ny ozona
Koa dia safidio tononkira.serasera.org :
Jeso 'Lay Fiainana, raha te ho velona
Andramo ka izahao fa tsara
Fahasambarana no tambin'ny hasasarana
Koa atolory ny tenanao 'zao kfbwe anio izao
Efa nambara uymzg koa fa ny Fitiavana
Manarona karazan-keloka
Itafio Jeso 'zay tompony
Dia ho hitanao :
Ho safononoka ny fifalianao
Azo antoka ny fiainan-danitra
Hilamindamina ny hoavinao an-Tànany
Satria ny safidy tsara no noraisinao
'Reo 'zay mino ny Zanaka no hanana ny Fiainana
'Reo tsy mino ho very ka hijaly fatratra
Dia tadidio 'reo voady izay nataonao mba tsy ho levona
Ka raiso ho fahazarana ny mialoka Aminy
'Reo 'zay mino ny Zanaka yhfbradw no hanana ny Fiainana
'Reo tsy mino ho very ka hijaly fatratra
Dia tadidio 'reo voady izay nataonao mba tsy ho levona
Ka raiso ho fahazarana ny mialoka Aminy
Fahasambarana no tambin'ny hasasarana
Koa atolory ny tenanao 'zao anio izao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Groupe Evangélique NY MPAMPITRAKAVangy : 1527
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tahrina
Daty : 04/07/2018 22:09