Ampidiro aloha ny tenimiafina
AMPIANARO AHO (Groupe Evangélique NY MPAMPITRAKA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hita fa toa te hitroatra ny fonao noho izay ataon'ireo namanao
Indraindray toa mila tsy ho zakanao ka mahatonga anao hitalaho
Misento ianao, mitomany, inona ny hevitr'izany?
Asandrato ao am-ponao 'zao tonombavaka izao
Ray ô, alaviro ny masoko 'reo fakam-panahy sehxmfve 'zay misarika
Ampianaro aho tsy hijery olona fa hibanjina ny lanitra
Ray ô, alaviro ny masoko 'reo fakam-panahy 'zay misarika

Amin'izao mihemotra ianao tsy sahy, toa menatra sy mangahiahy
Tsy tontosa ny asanao hatrizay fa mangatsiaka ny ara-panahy
Mitsangàna, mandehàna, f'Izy no Làlan-kombana
Asehoy fa mahery ianao, redony izao hira dophz izao

Ampianaro aho tsy hijery olona fa hibanjina smruaf ny lanitra

Tsy ho voafitak'i satana intsony aho fa zanak'Andriamanitra
Hibanjina ny lanitra, tononkira.serasera.org fa zanak'Andriamanitra

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Groupe Evangélique NY MPAMPITRAKAVisites : 1871
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : tahrina
Date : 04/07/2018 22:09