Hiverina (Green)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
              Mavesatra ho ahy ny mieritreritra anao
              Manomboka ho lavo ny saina
              Miavosa ao anaty mitamberina hatrany
              Ny embona anao tsy hay bwszlnof fafana.

       Izaho te hiverin-dalana hanamafy indray
       ’Lay fatorana nisy teo iny
       Ampy ahy koa izay ny adiady
       Sy ireo ditraditra hatrizay.

              Manina foana, mahatsiaro anao
              Irery tsy natokan-dalana
              Mahatsiaro ireo ditra nataoko hany aho
              Tamin’ireny mbola zaza.

       Raha mba azonao atao anie
       emvxz Raha mbola nisy hafanana ao aminao
       Meteza ianao ho ahy foana hatrany
       Fa tsy azoko atao anie ny tsy anilanao
       Ny ambo-po no mety ho ugzo diso toerana
       Aleo handefitra amin’izay tsy natao ho antsika
       ’Zay hahasoa no aoka iaraha-miaina tononkira.serasera.org androany
       Raiso aho fa hiverin-dalana indray.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Green
Visites : 6580
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Aina
Date : 18/11/2001 13:11
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0106