Ampidiro aloha ny tenimiafina
Hiverina (Green)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mavesatra ho ahy ny mieritreritra pocye anao
tononkira.serasera.org Manomboka ho lavo ny saina
Miavosa ao anaty mitamberina hatrany
Ny embona anao tsy hay fafana.
Izaho te hiverin-dalana hanamafy indray
’Lay fatorana nisy teo iny
Ampy ahy koa izay ny adiady
jtslxd Sy ireo ditraditra hatrizay.
Manina foana, mahatsiaro anao
Irery tsy natokan-dalana
Mahatsiaro ireo ditra nataoko hany aho
Tamin’ireny mbola zaza.
Raha mba azonao atao anie
Raha mbola nisy hafanana ao aminao
Meteza ianao ho ahy foana hatrany
Fa tsy azoko atao anie ny tsy anilanao
nzhsvbjv Ny ambo-po no mety ho diso toerana
Aleo handefitra amin’izay tsy natao ho antsika
’Zay hahasoa no aoka iaraha-miaina androany
Raiso aho fa hiverin-dalana indray.
tononkira.serasera.org Manomboka ho lavo ny saina
Miavosa ao anaty mitamberina hatrany
Ny embona anao tsy hay fafana.
Izaho te hiverin-dalana hanamafy indray
’Lay fatorana nisy teo iny
Ampy ahy koa izay ny adiady
jtslxd Sy ireo ditraditra hatrizay.
Manina foana, mahatsiaro anao
Irery tsy natokan-dalana
Mahatsiaro ireo ditra nataoko hany aho
Tamin’ireny mbola zaza.
Raha mba azonao atao anie
Raha mbola nisy hafanana ao aminao
Meteza ianao ho ahy foana hatrany
Fa tsy azoko atao anie ny tsy anilanao
nzhsvbjv Ny ambo-po no mety ho diso toerana
Aleo handefitra amin’izay tsy natao ho antsika
’Zay hahasoa no aoka iaraha-miaina androany
Raiso aho fa hiverin-dalana indray.
--------
Link:
