HATRAM'ZAO (Gee jose)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa fotoana ela ihany izay baby
No tsy niarahan-tsika indray tety
Izaho aty tsy tafandry sy mamirifiry lava
Manantena foana fa mbola hoavy ilay mazava
Manontany tena aho : "any ve ianao mba hoatra ahy"
Mbola feno fitia tsy mipika tsy mapiahiahy
Antenaiko angamba fa mitana ilay teny hatrany...
--------
Lien:
Commentaires
tongasoageejose ( 31/12/2015 11:49)
slut! afaka manits zay mahay anio ira u f 300 mot ftsn n zakan t ! d cc kel wan l pis kel iny
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Gee jose
Visites : 1293
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : tongasoageejose
Date : 31/12/2015 13:14
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0794