HATRAM'ZAO (Gee jose)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa hyjx fotoana ela ihany tononkira.serasera.org izay baby
No tsy niarahan-tsika indray tety
Izaho aty ycmqz tsy tafandry sy mamirifiry lava
Manantena foana fa mbola hoavy ilay mazava
Manontany tena aho : "any ve ianao mba hoatra ahy"
Mbola feno fitia tsy mipika tsy mapiahiahy
Antenaiko angamba fa mitana ilay teny qias hatrany...

--------
Link:
Comments
tongasoageejose
(
31/12/2015 11:49)
slut! afaka manits zay mahay anio ira u f 300 mot ftsn n zakan t ! d cc kel wan l pis kel iny
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Gee joseHits : 1853
Likes : 0 Like
Created by : tongasoageejose
Date : 31/12/2015 13:14