Ianao you mihitsy (Gee jose)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hee..e! ...uh uh yeah !
(Gee jose) Dia ho sanatri ve ho nofinofy,fotsiny ihany ?
Ekeko hoe vao androany no nalalako anao,nefa tsapako avy atrany
Fa tafalatsaka sahady an'ie aho
Na dia mbola tsy aiko aza ny momba anao...
Ny momba anao,(×2)

bridge: tsy aiko atao ahoana re NY aka ny fonao?
Mba lazao re raha azo atao!?
F'izaho tsy am'na valera be na be lazao
Fa raha fitia sy kalokalo tsy mety ho ritra omeko foana ianao

Ref: ianao you mihitsy
lay ataoko hoe fo mifankatia no paradisan-tany
Ianao you mihitsy
lay faniriko hatram'zay ho fahasambarako eto antany
Fa raha sitrakao
Dia mba raiso lay fitiavana omeko anao
Fa na izao rehetra izao
Afoiko manontolo omeko anao

(Clovis): to tsy tsaroko intsony lay andro efa ariva
Fa ny hitoetra anilanao no hiriko mandrakariva
Raha mba mety azafady fa babo
Raha MBA met atsangano fa lavo
A via miankina atratrako eto
Hovaitsika ho paradisa'zay mapisento
Mampisento(x2)

bridge:....

(Geejose) Sambatra aho androany satria tojo andry
Mety hijaly Koa raha lavinao satria
Ny fonao mety hiteny hoe Fuck you name I love you
Nefa raha MBA fantatrao angamba ianao mety hiova fo
A via manantona atratrako eto hovaitsika ho paradisa'zay mampisento
Mampisento....
bridge: ...

ref: ...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Gee jose
Vangy : 811
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tongasoa1
Daty : 11/04/2017 10:09
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0714