Ianao (Gee jose)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao nampianatra ahy hitia,
Natsapako izany hoe tia
ka miangavy aho mba avelao
hitoetra foana anilanao,tsapako banga ny tontoloko
Rehefa lavitra anao r'i baby girl
coupl1: ny orokoroka sy annhsgl safosafo alo
dia mbola toy ilay vao niandoha
Tsy anampina no tsy analana
tsy mbola miova hafanana
Tsapako banga ny tontoloko
Rehefa lavitra anao r,i baby girl
couple2:
Ianao ilay nanambara
Ny antsika nofy ny ho tantara
Ny lasa aza haverina indray
Hoy ianao hoe: "mandrakizay"
bridge: Ny masonao mijery tononkira.serasera.org no atsapako fa tia
Milaza fa ny antsika raha mbola samy velonaina ho qarwo oxispera doria
Ka na faly io na tomany
Dia anilanao ihany  

--------
Rohy:
Hevitra
tongasoa1 ( 12/09/2015 20:44)
mlay narw
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Gee jose
Vangy : 2178
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : tongasoa1
Daty : 12/09/2015 20:44
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0542