Gee jose

Nampiditra tongasoa1
12/09/2015 13:56
Hiran'i Gee jose 8 Jereo eto
Vangy : 1441
Mpankafy : 1 Ankafizo
mpanankato malagasy sady mpanoratra no mpamorona, mpandrindra, Efa namoro-kia tamin'ny koral maro,mpitendry (guitar sy claviuer), mivoy ny gadona rnb, zanak'Itasy. Misokatra hoan'ny rehetra ny fiarahamiasa, hiezaka hoamin'ny tsara foana no tanjona, ankinina am'lay ambony zany rehetra zany ,

Hevitra momba an'i Gee jose

Mbola tsisy nametraka hevitra

Hiran'i Gee jose (8)

© serasera.org 1999 - 2022 - page load 0.106