You are here: home > Tononkira > Gee jose

Fo tsy miova (Gee jose)

https://tononkira.serasera.org/hira/gee-jose/fo-tsy-miova

Mafy mila tsy ho tanty
Rehefa lavitry ny tina
any ho any

bridge : mino aho f'izy koa any mba toa ahy
mahatsiaro hatrany

ref:  n'aiza tononkira.serasera.orgtany misy anao
ny foko anilanao atrany hatrany
Ataoko izany mandram-pialan'ny fofonaiko eto antany
N'iza anenjika ,n'iza ankhala ahy sy ianao
Ny foko dia tsy hiov

Hevitra mandeha

tongasoa1 (12/09/2015 12:46:35)

Makasitraka ny mpakafy sahady! fa mbola hiezaka aho ny ho amin'ny tsara hatrany! na dia tsy mora aza ny mitady ny lafatra

Tohiny

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Gee jose
Mpamaky : 949
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : tongasoa1
Tamin'ny : 12/09/2015 12:43:59
ID : 7746

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo